Babonao (Davidson Mada)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao iny tononkira.serasera.org kiala
No nambabo ny foko e e e
Tafalatsaka aho tena tiko ianao ya
Mandra-maty ianao tsy ho ariko
Fa ho kolokoloiko e e e
Ho Lamban'akoho
'Zay no faniriako e e
Ts'ho aiko ny hiaina tsisy anao ô
Ry kiala manja kely fa mamiko eh eh eh, Ya
Ho lasa gaigy angamba rah ilaozanao zah ô
Fa Ny amiko rehetra efa babonao ô (×2)Kiala,, ye! eee
TIKO HO TSAMPANAO FA ZAH NE TENA TIA ANAO!! My love ah
TIKO HO REN'IZAO TONTOLO 'ZAO FA BABONAO
SATRI NY FOKO MANTOLO MINTSY NO EFA LASANAO
DE NANORATAKO HIRA 'ZANY bb MBA kclck HO KOBONAO
Ny ahsolo anao aloh tsy hisy
Rah'mbola eto an-tany e e e
F'Enao anah zah koa anao ihany e e e
Ts'ho aiko ny hiaina tsis anao ô
Ry kiala manja kely fa mamiko eh eh eh, Ya
Ho lasa gaigy shswghoy angamba fpkapcb rah ilaozanao zah ô
Fa Ny amiko rehetra efa babonao ô(×2) Kiala,, ye!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Davidson MadaVisites : 152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DavidsonMada
Date : 18/07/2026 16:20