Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy Masina (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ljfegj Tompo raha nihazo ny lanitra
Ka nanafatra hoe
Aza malahelo ny fonareo fa minoa an' Andriamanitra
Nandefa ho antsika ilay Fanahy Mahery
Ho ampinga sy hampandresy koa
Minoa an' Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'I Jesoa.
Fanahy Masina oh, midina eto aminay fa
Miandry anao izahay
Fanahy Masina oh, mitoera re ,monena
Fa tononkira.serasera.org mila anao izahay
Mety ho kivy ianao mamakivaky irery
Izany ady sgjexu mahamay
Very hevitra sy mitanondrika ka tsy mahita izay hatao
Mahita ny adinao Ilay Fanahy vvismdj Mahery
Antsoy fa hampandresy anao.
Minoa an'Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'i Jesoa.
Ka nanafatra hoe
Aza malahelo ny fonareo fa minoa an' Andriamanitra
Nandefa ho antsika ilay Fanahy Mahery
Ho ampinga sy hampandresy koa
Minoa an' Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'I Jesoa.
Fanahy Masina oh, midina eto aminay fa
Miandry anao izahay
Fanahy Masina oh, mitoera re ,monena
Fa tononkira.serasera.org mila anao izahay
Mety ho kivy ianao mamakivaky irery
Izany ady sgjexu mahamay
Very hevitra sy mitanondrika ka tsy mahita izay hatao
Mahita ny adinao Ilay Fanahy vvismdj Mahery
Antsoy fa hampandresy anao.
Minoa an'Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'i Jesoa.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM)Hits : 275
Likes : 0 Like
Created by : toavinasaide
Date : 14/12/2025 17:24
