Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy Masina (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo raha nihazo ny lanitra
Ka nanafatra hoe
Aza malahelo ny fonareo fa minoa an' Andriamanitra
Nandefa ho antsika ilay Fanahy Mahery
Ho ampinga sy hampandresy elkb koa
Minoa an' Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa hrvvs an'I Jesoa.
Fanahy Masina tononkira.serasera.org oh, midina eto aminay fa
Miandry anao izahay
Fanahy Masina oh, mitoera zvrwquy re ,monena
Fa mila anao izahay
Mety ho kivy ianao mamakivaky irery
Izany ady mahamay
Very hevitra sy mitanondrika ka tsy mahita izay hatao
Mahita ny adinao Ilay Fanahy Mahery
Antsoy fa hampandresy anao.
Minoa an'Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'i Jesoa.
Ka nanafatra hoe
Aza malahelo ny fonareo fa minoa an' Andriamanitra
Nandefa ho antsika ilay Fanahy Mahery
Ho ampinga sy hampandresy elkb koa
Minoa an' Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa hrvvs an'I Jesoa.
Fanahy Masina tononkira.serasera.org oh, midina eto aminay fa
Miandry anao izahay
Fanahy Masina oh, mitoera zvrwquy re ,monena
Fa mila anao izahay
Mety ho kivy ianao mamakivaky irery
Izany ady mahamay
Very hevitra sy mitanondrika ka tsy mahita izay hatao
Mahita ny adinao Ilay Fanahy Mahery
Antsoy fa hampandresy anao.
Minoa an'Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'i Jesoa.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM)Visites : 274
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toavinasaide
Date : 14/12/2025 17:24
