HAGNAIA IHA? (Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
urfjxui Tsika longo mba mihevera
Fa Jesosy avao ro fiaigna
Tany tononkira.serasera.org etoy lahy tsy imnieuj hentehera
Safidio soa gny lala hombanao e, aia?

Hagnaia, hombaia iha?
Hagnaia gny hombanao e?
Hagnaia, hombaia iha?
Fa Jesosy atoroko anao e, soa

Tsy ho hkvfwcfc tandregna amin’ny raty atao e
Fa Devoly io hamandrike anao e
Ka toliho koa am’i Jesosy
Fiadana homeny ho anao e, soa

Hagnaia, hombaia iha?
Hagnaia gny hombanao e?
Mipolia, ndao molia iha
Fa Jesosy miamby gny hiavianaoe, avao

Mimpolia, mimpolia iha
Ndao molia am’i Jesosy
Mimpolia, ndao molia iha
Fa Jesosy miamby gny hiavianao e, avao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava
Visites : 1474
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : neraniaina
Date : 15/03/2022 20:47
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108