Jeso tsy mba mandao (Chorale Mimoza FLM Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jeso no hitokiako
Hitokisako satria
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba shnf mandao anao
Ampy mizara ny fahasoavanao
Tafio hery oirfi ny mpanomponao
Sakaiza tsy tononkira.serasera.org manadino
Ary tsy mba tmtfupnv miova
Omaly sy anio ary mandrakizay
Ny fitiavan'i Jeso
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba mandao anao
Hitokisako satria
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba shnf mandao anao
Ampy mizara ny fahasoavanao
Tafio hery oirfi ny mpanomponao
Sakaiza tsy tononkira.serasera.org manadino
Ary tsy mba tmtfupnv miova
Omaly sy anio ary mandrakizay
Ny fitiavan'i Jeso
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba mandao anao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Mimoza FLM Antsirabe AntampontananaVangy : 4646
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 17/10/2012 11:36
