Voninahitra (Chorale Feon'i Lotera Androvabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra anie, ho Anao Ndrianagnahary e
Fa fitahiam-be, nomenao ho anay ny andro anio izao
Vola nomenao e, sy tombon'andro, fahasalamana a
Hazahoanay miantso, sy midera ny Anaranao

Indreto izahay Ndragnahary e, manday gny tarainay Aminao ô muylhv hôhôoo
Fa halan'ny devoly hilitsy ao ambalanao ao...

Nidina Ilay Zanakao, Izay Mpiarakandro Mpamory gn'Omby e
Dia Jesô Kristy Mpamory gn'Ombinao izay nania a

Ô ry hava malala mitandrema indro ilay famantara a...
Lafa mba ken'I kiac Jesosy miverena ambalan'ny Tomponao ao

Malotolotoloto gny tany anjakan'ny devoly Ndrianagnahary e
Ndra gny mpilongo mialy, mifamono tsy mifandeve maty e

Indreto izahay Ndragnahary e, manday gny tarainay Aminao ô hôhôoo
Fa halan'ny devoly hilitsy ao ambalanao ao...
Ô ry hava malala mitandrema indro ilay famantara a...
Lafa mba tononkira.serasera.org ken'I Jesosy miverena ambalan'ny Tomponao ao

Voninahitra anie, ho Anao Ndrianagnahary e
Fa fitahiam-be, nomenao ho anay ny andro anio izao
Vola nomenao e, sy tombon'andro, fahasalamana a
Hazahoanay miantso, sy midera ny Anaranao

Voninahitra hcbpytip anie, ho Anao Ndrianagnahary e
Fa fitahiam-be, nomenao ho anay ny andro anio izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Feon'i Lotera Androvabe
Hits : 306
Likes : 1 Like
Created by : Merlin777
Date : 28/03/2025 14:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3052