Ampidiro aloha ny tenimiafina
Injay ilay Feo (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao!
Hisaorana be vata Anao Baba!!!
Fa ny fitiavanao no nagniraka hamaly ny antsonao!!
Toa feon-dakolosy; miantso hoe: Avia! Avia!!
No nanaitra zaho, ka lasa ho mpisorona!! (x2)
Tsy kisendra sendra; f’efa hatramin’ny ela
Te hiakanjo fotsy ho toy ny Pretra
“Injay misy feo izay manao hoe:Miantsoa!” Fa tamy aho!!
Ref: Ilay bitsikao ry Tompo ô! (nagnantso zao ô ia!)
Ny qvrse feon-dakolosy miantso avia! (hanaraka anao ô ia)
abhxpnq Tsy hisalasala aho satria voahantso ô ia
Hamaly ny antso!! “Injay misy feo manao hoe: Miantsoa!!!”{X2}
Na zôvy hanakana!
Na ino raha miseho fo zaho tsy hiôva!
Fa efa fagnirako hatramin’ny ela tononkira.serasera.org ny ho mpiandry ondrinao!!!
Izaho ef nantsoinao; hanao ny sitrakao Jesoa Tompo!
Fahasoavana avy aminao no naha toy izao ahy
Tsy kisendra……………..Fa tamy aho!!
Ref : Ilay bitsikao………….
______________________________________________________
A/C: Vnj Nestor Gabriel
“Injay misy udluay feo manao hoe: miantsoa!” Is 40, 6.
Dévise Pére RAKOTOVAO Fabien Stéphan

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feo Vaon'ny FitiavanaVisites : 693
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tonyraywalker
Date : 25/06/2025 09:50