ANILANAO (Chorale FEHIFI Moramanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Akaikinao ry tompo Oh
No mba tiako hisy ahy izao
Ka ny hitoetra anilanao
No faniriako hatramin'izao
cjrxw fiv: Anilanao no tiako
mhmblxo Sady ankafiziko
tononkira.serasera.org Anilanao no mamy
zzxq Ka iriako hatrany hatrany
A/C: Elie R
No mba tiako hisy ahy izao
Ka ny hitoetra anilanao
No faniriako hatramin'izao
cjrxw fiv: Anilanao no tiako
mhmblxo Sady ankafiziko
tononkira.serasera.org Anilanao no mamy
zzxq Ka iriako hatrany hatrany
A/C: Elie R
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale FEHIFI MoramangaVangy : 1068
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : eliecarriorf
Daty : 12/03/2019 16:14
