Noho ianao (CAROL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany no nahatonga ahy hanapa_kevitra.
Handao ilay gorahgnd fampanantenana.
Ianao frztk ihany no nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Ianao fahiny xnunkv nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny tojo fisarahana.

Ref:Foana fa tonga ilay
ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny tononkira.serasera.org saina
Efa andro vaovao ny androany.

Ianao no mba tanjon'ity fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy tsy tanteraka.

Ref:Foana fa tonga ilay
ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.

Ianao ihany no nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela anao any  ambadika any ho any.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CAROL
Vangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AndryKix
Daty : 12/09/2026 05:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292