Antsika irery (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao indray hovangiana
Ny fahiny tononkira.serasera.org mamintsika
Ilay toerana mangina
Natao, natao ho antsika.

Ny hanadino tsy ho haiko
Ato am-poko tsy very
Tiako sy lalaiko
Satria antsika, antsika irery.

Tsy nampaninona antsika akory
Ny fanala sy hatsiaka
Nanantena fa hanangoly
Ny tsirim-pitiavantsika.

Andao indray hovangiana
Ny fahiny mamintsika
Ilay toerana mangina
Natao,natao ho antsika.

Ny hanadino jitkfqvr tsy ho haiko
Ato syqo am-poko tsy very
Tiako sy lalaiko
Satria antsika, antsika irery.

Sangisangy sy ireo kalokalo
Tantara niaraha-niomehy
Nampitodika ireo mpandalo
Moa tadidinao ve ?

Teo nanaovantsika dina
Ny voady sy toky mamy
Ka hpoaeb na sento na hafaliana
Niarahantsika hatrany.

Raha iny tsy tafaray
Ny amiko sy ianao
Meteza kely indray ny lasa
Hifoha aminao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2767