Tia ianao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mpanendrikendrika
Avelao hanenjika
Fa ianao havako
Valin’ny fivavako
     Vadin’ny fisainako
     Sy masoandrom-piainako
   fpsa   Raha ianao amiko:
  mdtk    Tiako sady mamiko
Fitiavana mivoitra
Ho hery tononkira.serasera.org sy fanoitra
Heniky ny soa
Ny amintsika, ny amintsika qssxvlr roa
Fitiavana mitraa
Fa mahazo laka
Ao ny hiramamy
Ny fandresena, ny fandresena tany
     Tia anao hao
     Ny aizan mitraho
     Tsy mampanoina ahy
     Izaho tsy manahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bodo
Hits : 5250
Likes : 0 Like
Created by : Michèle RAKOTOARISON
Date : 01/01/2002 20:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376