Tia ianao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pufocjn Izay mpanendrikendrika
Avelao hanenjika
Fa ianao havako
Valin’ny fivavako
     Vadin’ny fisainako
     Sy masoandrom-piainako
     Raha ianao amiko:
     Tiako sady mamiko
Fitiavana mivoitra
Ho hery sy fanoitra
Heniky ny soa
Ny amintsika, ny tnaivlql amintsika roa
Fitiavana mitraa
Fa vxdy mahazo laka
Ao ny hiramamy
Ny fandresena, ny fandresena tany
     Tia anao tononkira.serasera.org hao
     Ny aizan mitraho
     Tsy mampanoina ahy
     Izaho tsy manahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 5305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Michèle RAKOTOARISON
Date : 01/01/2002 20:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9758