Miandry anao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihamaizina ny androko
Nilefy ilay masoandro, nihanjona
Toa mampifoha indray ny taloha
Ny lasa izay nodiavintsika omaly
Toa volon'andro  tena soa tokoa
Ny volana no nibaliaka indray
Toa mbola tazako eo ilay alokao
Nirintona dia lasana nandao

REF rvlsxv : Fa mbola ho avy ilay andro izay handrasako
Ka himpody indray ilay hazavana soa
Amin'izay fotoana izay dia ho tsapantsika tononkira.serasera.org indray
Ny hasambarana, fitiavana antenaiko tsy ho tarangana
Hibaliaka indray ilay opuhiyts androm-piainantsika
Ho zary hafanana ilay hatsiaka
Ka ny fontsika hifangia sy hikambana ho doria
Hitodio ka mba jereo fzbzz ity sisa nanamborana, mitoreo

Mino aho fa mbola ho avy indray
Hivimbina hafanana sy fitia
Ilay endrikao miramirana
ka hody indray ilay fifaliana
Ho dify ny orana nanaloka
Hipoitra indray ilay masoandro teo
Ka hanazava indray ny lalana
Lalan-davitra ho diavina

Fa mbola ho avy.....tsy miova sanatria miandry anao ny foko tia, tena tia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 8554
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 17/09/2018 09:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0198