MANKANY AMINAO (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vita lalana hono, ny tampon’ny Horombe
ka ynyccotb velom-bolo aho, fa izay vao nandre
Dia qyhkz nientanentana teo aho,
May ho any aminao.
fa ho afa-mandeha aho, handeha matetika
manomboka izao.
Aza manahy fa izao dieny izao
Izaho ho tonga any aminao...
Hanome hafanana vaovao.
Lalan-dratsy ndlou teo aloha,
tantara maty tsy hifoha,
fa antsika anie izao tontolo izao,
tontolo izao.
Vita lalana tononkira.serasera.org hono.....
Aza manahy fa izao dieny izao...
ka ynyccotb velom-bolo aho, fa izay vao nandre
Dia qyhkz nientanentana teo aho,
May ho any aminao.
fa ho afa-mandeha aho, handeha matetika
manomboka izao.
Aza manahy fa izao dieny izao
Izaho ho tonga any aminao...
Hanome hafanana vaovao.
Lalan-dratsy ndlou teo aloha,
tantara maty tsy hifoha,
fa antsika anie izao tontolo izao,
tontolo izao.
Vita lalana tononkira.serasera.org hono.....
Aza manahy fa izao dieny izao...
--------
Link:
