Hody (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oram-be mivatravatra
Kotro-baratra tononkira.serasera.org no nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay sfublezu akany lavitra any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny fiharahana
Sento zrejwx lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko brnjxpl no nampanembona ahy
Nierikerika aho fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy ho anao ry taniko tsy tafita ny hafatro
Kotro-baratra tononkira.serasera.org no nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay sfublezu akany lavitra any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny fiharahana
Sento zrejwx lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko brnjxpl no nampanembona ahy
Nierikerika aho fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy ho anao ry taniko tsy tafita ny hafatro
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BodoVisites : 12650
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aro ANDRIARIMALALA
Date : 27/10/2002 19:40
