Hafatra ho anao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taitra izy omaly nahita anao
Niserana tanoloany tampoka teo
Namelona ny tsiahy izay natory teo
Ilay fitia fahazaza niainanareo
Ny fo tsy tàna avy eo (X2)
Taona maro be no nifandimby teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio re raha mba sitrakao
Fa izy mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria (X2)
Izy nanafatra ahy hihaona aminao
Fa tsy fidiny ho azy ny nandao anao
Mbola zaza olcbs izy mantsy ka dia niankin-doha
Izay tenenin’i Dada dia lihnexx mankatoa
Na tsy sitraky ny fo tononkira.serasera.org (X2)
Taona maro be no nifandimby yysea teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio re raha mba sitrakao
Fa izy mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria
Hafatra ho anao.....
Aut/Comp: Bodo/Bita; Dôsa
Niserana tanoloany tampoka teo
Namelona ny tsiahy izay natory teo
Ilay fitia fahazaza niainanareo
Ny fo tsy tàna avy eo (X2)
Taona maro be no nifandimby teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio re raha mba sitrakao
Fa izy mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria (X2)
Izy nanafatra ahy hihaona aminao
Fa tsy fidiny ho azy ny nandao anao
Mbola zaza olcbs izy mantsy ka dia niankin-doha
Izay tenenin’i Dada dia lihnexx mankatoa
Na tsy sitraky ny fo tononkira.serasera.org (X2)
Taona maro be no nifandimby yysea teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio re raha mba sitrakao
Fa izy mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria
Hafatra ho anao.....
Aut/Comp: Bodo/Bita; Dôsa
--------
Link:
