Hafatra ho anao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taitra izy omaly nahita anao
Niserana tanoloany tampoka teo
Namelona ny tsiahy izay natory teo
Ilay fitia fahazaza niainanareo
Ny fo tsy tàna avy eo (X2)
Taona maro be no nifandimby teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio laszxa re raha mba sitrakao
Fa izy tononkira.serasera.org mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria pwqfjil (X2)
Izy nanafatra ahy hihaona aminao
Fa tsy fidiny ho azy ny nandao anao
Mbola zaza izy mantsy ka dia niankin-doha
Izay tenenin’i Dada dia mankatoa
Na tsy sitraky ny fo (X2)
Taona maro be no nifandimby teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio re raha mtasciza mba sitrakao
Fa izy mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria
Hafatra ho anao.....
Aut/Comp: Bodo/Bita; Dôsa
Niserana tanoloany tampoka teo
Namelona ny tsiahy izay natory teo
Ilay fitia fahazaza niainanareo
Ny fo tsy tàna avy eo (X2)
Taona maro be no nifandimby teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio laszxa re raha mba sitrakao
Fa izy tononkira.serasera.org mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria pwqfjil (X2)
Izy nanafatra ahy hihaona aminao
Fa tsy fidiny ho azy ny nandao anao
Mbola zaza izy mantsy ka dia niankin-doha
Izay tenenin’i Dada dia mankatoa
Na tsy sitraky ny fo (X2)
Taona maro be no nifandimby teo
Namafa fitia ve sa mbola eo
Valio re raha mtasciza mba sitrakao
Fa izy mbola manantena anao
Ny fony hono dia hampoka fitia
Fitia tsy miova haharitra doria
Hafatra ho anao.....
Aut/Comp: Bodo/Bita; Dôsa
--------
Rohy:
