Babonao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia babonao hatram’izao
ity tononkira.serasera.org foko maditra
ka mitsiriritra.
Voafolakao
ka dia sahy mitalaho.
Dia tokin’ny fitia,
ny maso indray mipia.

kanto avokoa
ny lalan-kaleha
f’efa ianao no atao rehareha.
Jamba olrcfkfa ny fo fa tena tiana ianao
Tsy mahagaga akory
fa fiainam-baovao.
(Fiainam-baovao)
Fiainam-baovao...
no iarahana aminao.

REF:
Fanantenana avokoa
ny tonon-kiran’ny fo
fa feno fiainana soa.
Horakoraka maredon’ny scapqgjv mpifankatia
Mifampivelirano ho doria.
Mitsikitsiky mifaly
mihira ny feo.
Mikalo tntd ho anao ka tsy leo.
Horakoraka maredon’ny mpifankatia
mifampivelirano ho doria.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bodo
Hits : 9449
Likes : 1 Like
Created by : sarobidy
Date : 24/07/2006 09:28
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0187