Ataoko akory (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandiniha fa toetra ratsy
Aleo milaza fa hoe izaho tsy ho avy
Toy izay mampanantena
Izaho anefa aty mihenahena
Fa raha toa ianao malaina
Avelao aho fa aza adalaina e!
Tsy efako raha ianao tia ahy
Ianao indray isdn no toa mila kisa
Ataoko akory iha raha tsy ahefa
Ny ahy lahy fitia diso fiantefa
Nihevitra aho fa hiaraka amin’ny sarotra e! (Tsy ahefa)
Hay moa ny fitiavanao mifototra e!
Ny fotoana tamin’ny dimy
Raha tsy jpmcrjt tonga ianao tsy omena tsiny
Fa raha hitako any an-kafa
Izany kosa angamba hafahafa
Fa raha toa tononkira.serasera.org ianao malaina
Avelao aho fa aza adailana
Tsy efako raha ianao tia ahy
Ianao indray no toa mila kisa
Ataoko akory ia raha tsy ahefa
Ny ahy lahy fitia diso fiantefa
Nihevitra aho fa hiaraka amin’ny sarotra e!
Hay moa ny fitiavanao mifototra lakee e!
Aut/Comp: Bodo/Lila
Aleo milaza fa hoe izaho tsy ho avy
Toy izay mampanantena
Izaho anefa aty mihenahena
Fa raha toa ianao malaina
Avelao aho fa aza adalaina e!
Tsy efako raha ianao tia ahy
Ianao indray isdn no toa mila kisa
Ataoko akory iha raha tsy ahefa
Ny ahy lahy fitia diso fiantefa
Nihevitra aho fa hiaraka amin’ny sarotra e! (Tsy ahefa)
Hay moa ny fitiavanao mifototra e!
Ny fotoana tamin’ny dimy
Raha tsy jpmcrjt tonga ianao tsy omena tsiny
Fa raha hitako any an-kafa
Izany kosa angamba hafahafa
Fa raha toa tononkira.serasera.org ianao malaina
Avelao aho fa aza adailana
Tsy efako raha ianao tia ahy
Ianao indray no toa mila kisa
Ataoko akory ia raha tsy ahefa
Ny ahy lahy fitia diso fiantefa
Nihevitra aho fa hiaraka amin’ny sarotra e!
Hay moa ny fitiavanao mifototra lakee e!
Aut/Comp: Bodo/Lila
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 16034
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amazone
Daty : 17/02/2007 12:04
