Ataoko ahoana moa (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko ahoana moa
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao hifoha ity
lasako feno taraina
Ataoko qudjjk ahoana tononkira.serasera.org nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
Tsy ho haiko ho tvbyjdo adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peon-gitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no sisa
ny diam-patsiky ny omaly ve
manolatra izy dia tsy hita
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy ratsy tsisy ysshob mpahalala
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao hifoha ity
lasako feno taraina
Ataoko qudjjk ahoana tononkira.serasera.org nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
Tsy ho haiko ho tvbyjdo adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peon-gitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no sisa
ny diam-patsiky ny omaly ve
manolatra izy dia tsy hita
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy ratsy tsisy ysshob mpahalala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 4998
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 18:38
