N'aiza misy ahy (Black Nadia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza misy ahy hotsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina tvsmej ianao no gkczovy tononkira.serasera.org ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tsy atakaloko
Satria lamba irakofako
Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy kalyfz mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao no anilako ao
(A/C Rolland Raelison)
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina tvsmej ianao no gkczovy tononkira.serasera.org ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tsy atakaloko
Satria lamba irakofako
Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy kalyfz mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao no anilako ao
(A/C Rolland Raelison)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Black NadiaVangy : 3477
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 06/02/2022 18:35
