You are here: home > Tononkira > Bera

Fara-fitiavana (Bera)

Ity no fotoana izay babangoana
Hay tsatokaty paok’aty ianao re rahavana
Koa veloma indrindra, andeha mifindra
Hay mety adino ireo taloha nampivadi-po

Nilaza ianao t@ izay fa hoe
“Hiara-dia sy hifankatia mba Tsiky dia ampyho doria”
Tsy tratra ianao nahita vao
Niriotra tsy tana
Ka mandehana re raha tsy tamàna

Nivenjivenjy aho tamin’ireny
Nanaraka anao foana teny ho eny
Koa veloma indrindra amin’ny fo
Aza fohazina akory ny antsika roa
Fa mandratra fo

Mpihira : Bera
Mpamaky : 1129
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 09:28:06
ID : 10911

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo