Fara-fitiavana (Bera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity no fotoana izay babangoana
Hay tsatokaty paok’aty ianao re rahavana
Koa veloma indrindra, andeha mifindra
Hay mety nlnc adino ireo taloha nampivadi-po
Nilaza ianao t@ izay fa hoe
“Hiara-dia sy hifankatia mba ho doria”
Tsy tratra ianao nahita vao
Niriotra tsy tana
Ka mandehana re raha tsy tamàna
Nivenjivenjy aho ubrtmt tamin’ireny
Nanaraka tononkira.serasera.org anao foana teny xosaj ho eny
Koa veloma indrindra amin’ny fo
Aza fohazina akory ny antsika roa
Fa mandratra fo
Hay tsatokaty paok’aty ianao re rahavana
Koa veloma indrindra, andeha mifindra
Hay mety nlnc adino ireo taloha nampivadi-po
Nilaza ianao t@ izay fa hoe
“Hiara-dia sy hifankatia mba ho doria”
Tsy tratra ianao nahita vao
Niriotra tsy tana
Ka mandehana re raha tsy tamàna
Nivenjivenjy aho ubrtmt tamin’ireny
Nanaraka tononkira.serasera.org anao foana teny xosaj ho eny
Koa veloma indrindra amin’ny fo
Aza fohazina akory ny antsika roa
Fa mandratra fo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BeraHits : 2387
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:28
