Ho Melohina Va ? (Barijaona sy O'Suzah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko tononkira.serasera.org oriory
Eny, eny ho aho ry foko gqmz kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa andalgr any andro hifalian' izaho jzvqm sy ianao
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko tononkira.serasera.org oriory
Eny, eny ho aho ry foko gqmz kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa andalgr any andro hifalian' izaho jzvqm sy ianao
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barijaona sy O'SuzahVangy : 10147
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/08/2002 12:20
