Fihavanan-dandy (Bandni'Ambohimiadana.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ataovy fihavanan-dandy ny fiainana
Raha madilana, madilana azo rbhxwqn tetenina
Tandremo ny fihavanana Roy o !
Raha sendra ka tapaka aoka hatohy
Fiv:
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina tononkira.serasera.org vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana
2- Tsy misy tonga lafatra raha eto an-tany
Fandeferana hisalorana hatrany
Na diso ianao na naman’ny marina Roy ô !
Dia aoka ho mpihavara tsy syctekxf hifankafoy
Fiv:
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana
Tonony uqba sy feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Ajr

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Bandni'Ambohimiadana.Visites : 233
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : DaheryJunior
Date : 26/02/2026 11:20