Inona no jerijerenao (Balafomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ny jerijerenao ‘ty ?
Zah ngah hoa naninona anao ?
Fiainanao tsy hitanao akory
Izaho indray no vandravandranao !!
Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Izaho naninona anao?
Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Naninona anao àry aho!?
Izaho dia mbola handihy rock
Ianao anefa mijerijery ahy foana
Izaho dia mbola te hitondra rock
Ianao anefa mananihany tononkira.serasera.org foana !!!!
Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Izaho naninona anao?
………………………………………………..
Inona ny jerijerenao ‘ty ?
Zah ngah hoa naninona anao ?
Fiainanao tsy hitanao akory
Izaho indray no vandravandranao !!
Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?
aejh tzgtxki Oadray! Izaho naninona anao?
………………………………………………..
Ary toa jerenao foana àry aho!
Nefa anie tsy tiako ilay jerijerena e!
Pelika ny tongotro, jerenao foana
MAFY MIHINTSY ‘TY MAHAVOA AHY ‘TY!!!!
Ref: Handray nogaq kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Izaho naninona anao?
Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Tsy naninona anao !
OO!! YEEEEAHH!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BalafomangaHits : 6635
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 06/11/2010 22:51