Ifonanay (Bagdad United Klan - BUK 306)

https://tononkira.serasera.org/hira/bagdad-united-klan-buk-306/ifonanay

Ifonanay ireo ditra natao taloha,
Ireo sangy mihoatra ny loha,
Ifonanay izao, Ifonanay.

Fa androany zahay handohalika,
Fa androany zahay hibebaka,
Mahatsapa fa tsy mety reo natao hataram'izay...

De mety diso ve ny tary raha toa ka mandohalika,
Raha toa ka mba hanokan-tena ho an'Andriamanitra,
Satry, na dia be reo tsartononkira.serasera.orga vitako,
Dia efa nisy koa ny zava-dratsy efa hitako...

...Fa androany zahay handohalika, fa androany zahay hibebaka,
Fa hatramin'izay ireo ditra natao hita fa tsy mendrika,
Anaty rima zahay no hametraka fifonana,

Ho hajanonay daholo reo fisotro, reo fifohana...
Papa, mama mba raiso ty fifonana,
Androany zahay mibebaka mba tsy hisin'ny olana...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Bagdad United Klan - BUK 306
Mpamaky : 871
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 27/09/2014 13:56:29
ID : 6753

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo