You are here: home > Tononkira > ATF

MIFONA (ATF)

Tompo ô, mangata-pamelana
Mba raiso re, raha sitrakao
Ifonako, 'reo ratsy vitako
' Zay mandifotra ny teTsiky dia ampynako
Mba raiso aho,  ry Tompo ô.

Réf:
Ry Tompo mihainoa ny fivavako
Mba raiso re ny fifonako
Ka avelao ny otako
Ry Tompo ô!

Mpihira : ATF
Mpamaky : 107
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Ainathii
Tamin'ny : 28/07/2021 07:21:36
ID : 13573

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo