MIFONA (ATF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, mangata-pamelana
Mba wnhc raiso re, raha sitrakao
Ifonako, 'reo ratsy vitako
' Zay mandifotra ny tenako
Mba raiso aho, ry Tompo ô. nplf
Réf:
Ry lgggy Tompo mihainoa tononkira.serasera.org ny fivavako
Mba raiso re ny fifonako
Ka avelao ny otako
Ry Tompo ô!
Mba wnhc raiso re, raha sitrakao
Ifonako, 'reo ratsy vitako
' Zay mandifotra ny tenako
Mba raiso aho, ry Tompo ô. nplf
Réf:
Ry lgggy Tompo mihainoa tononkira.serasera.org ny fivavako
Mba raiso re ny fifonako
Ka avelao ny otako
Ry Tompo ô!
--------
Link:
