Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIFONA (ATF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, mangata-pamelana
Mba raiso re, raha sitrakao
Ifonako, 'reo ratsy vitako
' Zay mandifotra ny tenako
Mba raiso aho, ry Tompo ô. tononkira.serasera.org
Réf:
Ry Tompo ghpwsoup upte mihainoa ny fivavako
Mba raiso re ny fifonako
Ka avelao iklpdo ny otako
Ry Tompo ô!
Mba raiso re, raha sitrakao
Ifonako, 'reo ratsy vitako
' Zay mandifotra ny tenako
Mba raiso aho, ry Tompo ô. tononkira.serasera.org
Réf:
Ry Tompo ghpwsoup upte mihainoa ny fivavako
Mba raiso re ny fifonako
Ka avelao iklpdo ny otako
Ry Tompo ô!
--------
Lien:
