Vangivangio (Art'Jah Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
mba vangivangio re za
fa mania irery tsy tafandrimandry
manina anao za
vangivangio e vangivangio ee

and1
ny hafatra apetraka za tsy mipetaka
raha tsy ianao iany
tsy tafapetraka tsiditsidio oah fa tady harary ee
mba vangivangio oah fa mila anao za
raha azo atao oah dia miazakaza
fa ianao irery no silampanah
afaka tena mba mitsabo anah

bridg:
mangingina zao aty
lavitra anao za variana
milalao irery aty
tsisy namana hanafana
vangivangio re ratiana
mangatsika ny fandriana
tsisy anao mba hanafana
very namana aho aty

Refr...

And2
malahelo aho fa tsy hitako intsony
ilay silampanahiko mba nantenaina re
fa nifindra alavitra,tsy afa manotra nohn fitadiavana eee
ny tena olana ny andro miha-foy
fa mitady tsy hozakako atramlai miaina anie
ka mba vangivangio oah
dia tsiditsidio fa za efa maty aminao Be

bridge....

refr..

and3
Ory malala ah!!
matsiaro tena mijaly aho navelanao rery mila ho lasa adala ah!
tsy mba misy andro mihiratra fa hakivina no mameno tava
tena mangidy ny tsy akaikinao ee
tsapako tena marary tokoa
mba mandalova fa za miandry anao ee
tena mahatsiaro marary ny fo

bridge....
refr.....

and4
ila tsy arainako miitsy ilai andro
fa za efa zatra ny eo anilanao
tsy maha inankanina maraina atoandro
fa za efa zatra ilai mahita anao
mandalondalova de vangivangio
mba tazatazano aho de tsiditsidio
fa za malaelo te aita anao
ny adressy tsy miova raha mandalo ianao

refr....(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Art'Jah Music
Vangy : 1863
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jriih
Daty : 17/12/2017 10:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744