Mahaliana (Art'Jah Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
and1
fa tena uhm!! faly ah mahita an'se
mahita an'se miramirana
tsy hitako intsony ny lalana akotrany fonao no idirana
hamirapiratra ny ho avinao za
tsy ampijaly tsy ampirafy
anao zay rehetra tadiavinao za
ho andefimandry ianao iny ooo
bridg:
famahalililililina izy ee anah izy eee
famahalililililina izy ee anah izy eee
refr:
fa za anie tia anao iny tia anao iny
n'aiza n'aiza misy anao ho eo anilanao aho
n'inona anjo n'inona itranga
f efa ianao irery iany
tia anao aho

and2
satriko fona anaraka
momba anao rehetra no mahaliana anah
ny foko maratra tsy sitrana tsony
raha tsy efa ianao mihitsy no mitsabo anah
toa tsy afaka atsaiko voa may lalipaka
ilay endrikao fona no toa azo nofy
aza avela ijaly aho fa omeo rotsirotsy
betsaka fitiavana aty wa raha ioty
ianao mahazao matoky tsy mila manahy
fa feno fitiavana raha ny aminah
angatahiko ianao mba ho silampanah
mba valio ilay ftiavana mila anao za
fa raha ny amiko rehetra lasanao
efa lasanao efa lasanao
bridg...
refr...
and3
maro ny viavy nandalo taminy masoko fa ianao hafa miitsy eee
hafa miitsy eee
lazaiko fa tsy misy fitaka ny ahy ny fitiavako fa lasanao
na misy manakana za hoa tsy mihemotra fa efa vonona angataka anao
ka mba volano aminy papa sy mamanao za vonona iti anao
ny amiko rehetra ho atokako anao hoa
tsy amitaka zany aho f efa fatatrao iany
bridg....
refr....
dieny izao dia ampiomany ny sainy fianakavinao
fa tonga androany ny fotoana angalako ny fonao
ny mpialona ataotsika rarakivy
raha football raraka izy
ianao koa tsy tiako analavitra ahy
fa ianao miitsy no efa nambabo anah

bridg...
refr...(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Art'Jah Music
Vangy : 1180
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jriih
Daty : 17/12/2017 10:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0777