MAMA (Art'Jah Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1:Matoa 'zah àry teto an-tany ekeko fa tsy tonga lafatra
tsy tonga mba ananatra fa kosa mba iteny
tonga mba amepetraka hafatra,efa valin'ny ankamantatra
ny zavatra efa vitanao nataon ahy ry neny
ianao nahitana masoandro no sady nahalehibe
nitaiza sy nanolokolo, nampianatra nande
nanatra nanoro nanome fitiavana be
fa zanakao foana ahy na endry na ko maditra be

Bridge(x2): fa ianao mamanay mamako foana
malalako isan'andro mandava taona
na ny mora na ny sarotra no tonga manoloana
dia ianao oah, tsy mba niala fa teo anilako foana.

Refr: Hafa ihany mama ah, hafa ihany mama eh
Hafa ihany mama ah, hafa ihany mama eh,
mamiko mamiko mama ah, mamiko mamiko mama ah
mamiko mamiko mama ah, mamiko mamiko mama ah
(...)

2:Ianao io efa fatako o!
modiko adala nefa tsapako eto,
fitiavanao anay tsy mba noterena
natao ho sarobidy toy ny volamena
ianao nanoro ny lalako o!
nitantana foana ny tanako!
aza manahy fa na dia tsisy fahendrena
indray androany 'zah tsy maintsy mbola
hamaly babena!

Bridge(x2): Fa ianao mamanay mamako foana
malalako isan'andro sady mandavataona
na ny mora na ny sarotra no tonga nanoloana
dia ianao tsy mba niala fa teo anilako foana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Art'Jah Music
Vangy : 619
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jerrynomenja
Daty : 25/08/2020 09:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741