happy birthday (ar'son)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arabaina ianao fa fetinao androany
Arabainao ianao nahatratry ny tsingerin-taona nahaterahanao
Ianao androany tsy mahazo tezitezitra tsy maintsy mitsiky
Na misy aza ny olana dia atsikio ny nify
Fa fetinao androany
Izay no mahatonga anay miarahaba

Refr:
Happy birthday (×2)
Happy birthday

Happy birthday (×2)
Happy birthday

Aza mbola manao la vie
Fa sao taraiky amie-kooo!!!
Ianao ra mandihy
Manaraka rythme vandeleco
Vandeleco izany e (×2)
Anniversaire anao niany ty ka mifalia
vandeleco izany e
vandeleco izany e!!! izany e!!
vandeleco izany e
vandeleco izany e!!! izany e!!

Refr:
Happy birthday....

Fetin'ise ny andro androany
Ka mahaiza mankafy
Mahaiza maka fafiny
Androany kosa andingana taona vao2
Izay tsy netinety rehetra t@ lasa tonga dia fafao
Misy isafidiananao ny zavatra hosotroina ny alcool sy ny jus, uuhh!!
Misy koa ny sakafo sy ny tsakitsaky tsy jerijerena fotsiny fa tonga dia latasy
Ka manolotra an'ity vazo ity ny tenanay
Iangaviana antsika rehetra mba hiara-hihira aminay
Oe ary 1 , 2 , 3
joyeux anniversaire(×2)
ise ise ise

Refr1:
Happy birthday......
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl ( 01/07/2017 14:18)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ar'son
Vangy : 1714
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hajaarhihantraarson
Daty : 27/06/2017 19:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723