jamba aminao (Arione Joy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany ‘zaho no tonga taty,
Tsy mba novalinao, tsy mba noraisinao
‘Ndray ilay antso an-tariby.
‘Zaho nefa maraina mba niangavy an-dry
Na SMS grqhp iray tanati-na finday
Tsy nisy valiny.
Taxi-brousse nefa alavitra be
Nefa ‘zaho te hody nefa tsy afaka mandeha
Raha tsy omenao ilay fitiavana be ‘zaho va!
Taxi-brousse nefa alavitra be
Nefa andeha tongotra xosmmxtb ary ve ‘zaho rahavana
Tsy mba voky, tsy nahazo fitiavana.
Jamba aminao tanteraka aho rahavana e!
Dia mba anananao anie e!
Anananao anie e e!
Jamba aminao tanteraka aho rahavana e!
Dia mba anananao anie e!
Anananao anie e e!
Ka toa misalasala ary aho ny andeha ho any
Satria ianao ‘ty toa miavona ihany
Ka tsy haiko intsony ejxsg na hoe hody aho androany
F’hitady vola aho aloha handehanako tononkira.serasera.org any
Ka aleo hizorana ny lalana mody
Na malahelo aza aho tsy hiantso tody
Aleo aloha ‘zaho andeha,
Miverina eto ihany aho rehefa misy mandre.
Taxi-brousse nefa alavitra be
Nefa ‘zaho te hody nefa tsy afaka mandeha
Raha tsy omenao ilay fitiavana be ‘zaho va!
Taxi-brousse nefa alavitra be
Nefa andeha tongotra ary ve ‘zaho rahavana
Tsy mba voky, tsy nahazo fitiavana

--------
Link:
About this song
Artist : Arione JoyHits : 1330
Likes : 0 Like
Created by : litarazavar
Date : 27/02/2025 07:51