Fantatro (APC Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
       yciyytiy              
Fantatro ry Jesoa o! Ny fitiavanao ahy
Fa na dia voaheloka dia tsy very ny ho zandrinao
Fantatro Jesoanay o! fa namoy fo ianao
Ho famonjena sy famindram-po tokoa ho anay
Dia tononkira.serasera.org ho anay rehetra

Noho ianao ry Iaveh Rainay o!
Noho ny fitiavanao
Manana hery toky ny zanakao amin'zay
Amin'izay aleha
Koa aza dia ny helokay sy fahotana hxel efa vitanay
No hitsaranao  sy ho jerenao
Fa rotsahy ny fahasoavanao
Fitahiana fifaliana avy amin'ny herinao tsitoha

  rjlurxqh                   APC Tangaina
                   A&C: RABEMANANTSOA Désiré

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APC Tangaina
Visites : 1374
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sissie2007
Date : 05/02/2018 09:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0272