Fantatro (APC Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Fantatro ry Jesoa o! Ny fitiavanao ahy
Fa na dia voaheloka dia tsy very ny ho vnsqfeq zandrinao
Fantatro Jesoanay o! fa vpcdmxnc namoy fo ianao
Ho famonjena sy famindram-po tokoa ho anay
Dia ho anay rehetra
Noho ianao ry Iaveh Rainay o!
Noho ny fitiavanao
Manana hery toky ny zanakao amin'zay
Amin'izay aleha
Koa aza dia giiwafe ny helokay sy fahotana efa vitanay
No hitsaranao sy ho jerenao
Fa rotsahy ny fahasoavanao
Fitahiana fifaliana avy amin'ny herinao tsitoha
APC Tangaina
A&C: RABEMANANTSOA Désiré

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APC TangainaHits : 1346
Likes : 1 Like
Created by : sissie2007
Date : 05/02/2018 09:35