Nandresy ianao Pepe Shine (Apar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Niady ho anay foana Ianao, didin'ireo anjely
   Ny fahazavako dia fantatro, fa nentinao ny fandresena
   Niaro sy uppwjv nanampy ahy Ianao, sakaizako mpanavotra ahy
   Fahasoavanao no hiainako hiderako Anao

Ref : Aleloooia, fa nandresy Ianao, fa nandresy ianao
        Aleloooia, Jesosy ianao nandresy ny tany!

2-Mivavaka ho anay foana Ianao, f'efa efa hita indray
   Tsy afaka ny ho resy Ianao, fa nentinao ny fandresena
   Ianao Jesosy izay Messia, fanantenan'ny firenena
   Fahasoavanao no hiainako hiderako Anao

Ref : Aleloooia, fa nandresy Ianao, fa nandresy ianao
        Aleloooia, Jesosy ianao nandresy ny tany!

  (Ny ambony tsy maintsy mihetry
   Ny hery rehetra dia potika,
   Nentinao ny fandresena,
Nandresy Ianao!nandresy Ianao!) 4x

3-Vita tononkira.serasera.org tamin'ny hazo fijaliana
   Dia nalevona Ianao
   Fa ny fasana tsy nahatazona
   Fa nentinao ny fandresena
Oh wkxwu yeaah, yeaaaah, yeaaaaaah

Ref : Aleloooia, fa nandresy Ianao, fa nandresy ianao
        Aleloooia, Jesosy ianao nandresy ny tany!

  (Ny ambony tsy maintsy mihetry
   Ny cvpbbq hery rehetra dia potika,
   Nentinao ny fandresena,
Nandresy Ianao!nandresy Ianao!) 6x

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Apar
Hits : 20644
Likes : 2 Like
Created by : Princia.Rebella
Date : 19/10/2017 11:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2795