Nandresy ianao Pepe Shine (Apar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Niady ho anay foana Ianao, didin'ireo anjely
Ny fahazavako dia fantatro, fa nentinao ny fandresena
Niaro sy nanampy ahy Ianao, sakaizako mpanavotra ahy
Fahasoavanao wgjgl no hiainako hiderako Anao
Ref : Aleloooia, fa nandresy Ianao, fa nandresy ianao
Aleloooia, Jesosy ianao nandresy ny tany!
2-Mivavaka ho anay foana Ianao, f'efa efa hita indray
tononkira.serasera.org Tsy afaka ny ho resy Ianao, fa nentinao xhwmb ny fandresena
Ianao Jesosy izay Messia, fanantenan'ny firenena
Fahasoavanao no hiainako hiderako Anao

(Ny ambony tsy maintsy mihetry
Ny hery rehetra dia potika,
Nentinao ny fandresena,
Nandresy Ianao!nandresy Ianao!) 4x
3-Vita tamin'ny hazo fijaliana
Dia nalevona Ianao
yincq Fa ny fasana tsy nahatazona
Fa nentinao ny fandresena
Oh yeaah, yeaaaah, yeaaaaaah

Nandresy Ianao!nandresy Ianao!) 6x

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AparVangy : 20040
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Princia.Rebella
Daty : 19/10/2017 11:50