Tsarovy (Antson'ny famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
malyj Tsy izay rehetra mamiratra dia volamena
Na izay miakanjo tsara no manankarena
Tsy izay manao hoe Tompoko anie dia ho vonjena
Fa izay miasa am-panetretena
Koa andeha isika ry namako
Hiara-dia, hifankatia
F'efa akaiky ny andro hiavin'ny Tompo
Koa mahereza hatrany2
Tsy izay hosorantantely dia lazaina fa mamy
Na izay hosorantsakay no tena mafaitra
Tsy izay manao hoe Tompoko anie dia ho vonjena
Fa izay miasa am-panetretena
dovdspw Sikino hatrany ny valahanareo
Fa miharatsy izao tontolo izao
Hatanjaho ny saina, banjino Jesoa
Hahazoanao fiadanampo
Tsy izay maika ny dxgizsax andeha dia indro tafita
Na izay mandeha mafy koa no afaka hiampita
Tsy izay tononkira.serasera.org manao hoe tompoko anie dia ho vonjena
Fa izay miasa am-panetretena
Herezo hatrany ny dianareo
Fa ny Tompo momba hatrany
Aza kivy izao na koa mitoreo
Ilay mpamonjy hamaly izany
Antson'ny famonjena:tsarovy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antson'ny famonjenaHits : 1054
Likes : 0 Like
Created by : Paraniaina
Date : 05/03/2021 18:58