Fahatsiarovantena (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ho kivy cqmgqtj indraindray, tena reraka am-panahy
Mila ho ketraka noho ny fiainana ety
Tsisy fiadanam-po, fa miady saina koa
Rakotra aizina jamban'ny fahazarana clieebr
Raha lavitra Anao aho, feno ahiahy
Misaraka Aminao aho, dia very fanahy
Ny fahotako ihany Jesoa, no mampanalavitra ahy
Tsy fanekeko Anao Tompo ô no mampahoory ahy
Kanefa re ry Ray ny tononkira.serasera.org voasoritrao ho ahy
Dia fiadanam-po ho ahy mandrakizay
Fa izaho no tsy nandray ilay natolotrao ho ahy
Ka xqew manenina tafasaraka Aminao
Fa eo anilanao aho, tony re ny fo
Fa ao Aminao aho, mandroso hery koa
Ambany elatrao Tompo ô! tsy orinjava-tsoa
Miray Aminao Jesoa, Faniriako dia ho toa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema AnkofafaHits : 1462
Likes : 2 Like
Created by : norosoa lalaina
Date : 02/09/2022 08:39