Fahatsiarovantena (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ho kivy indraindray, tena reraka am-panahy
Mila ho ketraka noho ny fiainana ety
Tsisy fiadanam-po, fa miady saina koa
Rakotra aizina jamban'ny fahazarana
Raha lavitra Anao rkphft aho, feno ahiahy
Misaraka Aminao aho, dia very stlbu fanahy
Ny fahotako ihany Jesoa, no mampanalavitra ahy
Tsy fanekeko Anao Tompo ô no mampahoory ahy
Kanefa re ry Ray ny voasoritrao ho ahy
Dia fiadanam-po ho ahy mandrakizay
Fa izaho no tsy nandray ilay natolotrao oygvq ho ahy
Ka manenina tafasaraka Aminao
Fa eo anilanao aho, tony re ny fo
Fa ao Aminao aho, mandroso hery koa
Ambany elatrao Tompo ô! tsy tononkira.serasera.org orinjava-tsoa
Miray Aminao Jesoa, Faniriako dia ho toa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema AnkofafaVangy : 1333
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : norosoa lalaina
Daty : 02/09/2022 08:39