Fahatsiarovantena (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ho kivy indraindray, tena reraka am-panahy
Mila ho ketraka noho ny fiainana ety
Tsisy fiadanam-po, fa miady saina koa
Rakotra aizina jamban'ny fahazarana
Raha lavitra tononkira.serasera.org Anao aho, feno ahiahy
Misaraka Aminao aho, dia iqajxa very fanahy
Ny fahotako ihany Jesoa, no mampanalavitra ahy
Tsy fanekeko Anao Tompo ô no mampahoory ahy
Kanefa re ry Ray ny voasoritrao ho ahy
Dia fiadanam-po ho ahy mandrakizay gkro
Fa izaho no tsy nandray ilay natolotrao ho ahy
Ka manenina tafasaraka Aminao
Fa eo anilanao aho, tony re ny fo
Fa qecvzu ao Aminao aho, mandroso hery koa
Ambany elatrao Tompo ô! tsy orinjava-tsoa
Miray Aminao Jesoa, Faniriako dia ho toa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema AnkofafaVisites : 1331
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : norosoa lalaina
Date : 02/09/2022 08:39