Siran’ny Tany (Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesô nanome iraka mba hizara fitiavana.
Dia indro isika fa mirotsaka raha toa ny Fitiavany no manosika.
Ny Heriny mandrisika mba hanaparitahana
fitiavana sy tononkira.serasera.org fiadanana ary fanantenana ny amin’ny ho avy.
Isika no siran’ny tany !
Isika no siran’ny tany !
Mitondra tsirom-piainana, mizara haravoam-panahy.
Isika no siran’ny tany !
Ny fiainan’i Jesô lafatra dia tena fakan-tahaka :
Maneho ny fikasana hamita iraka izay nomeny ahy sy anao.
Mba ho famelan-keloka ho an’ny rehetra tsy manda,
mitarika ho amin’Ilay Mpanjaka sy ny aueupti fanompoana miavaka.

Isika no siran’ny fmdubg tany !
Isika no siran’ny tany !
Isika no yudc siran’ny tany !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'ny FahamarinanaVisites : 382
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : varira
Date : 09/04/2025 15:26