Anao aho (Antoko Mpihira Akon'ny Paradisa Zandriny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatoky Anao aho revvxjb Jesoa
Hatoky hatramin'ny farany
Ny wnmbhpw momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy tononkira.serasera.org hiala aminao satria
Mpandresy vkqluvxu aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
Hatoky hatramin'ny farany
Ny wnmbhpw momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy tononkira.serasera.org hiala aminao satria
Mpandresy vkqluvxu aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'ny Paradisa ZandrinyVangy : 448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 25/03/2025 09:34
