Hatramin'izay nidirako skoto ( AIM ) (Antilin'i Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hatramin'izay nidirako skoto,
Dia faly aho miaraka amin'Ny Tompo
Ny fiainako no fitaratra,
Satria izy Tompo no manjaka ao
  
Fiverenana:  Fa skoto ialahy ( ayaya )
                      Manan-jara soa ( ô ô ô )
            xfljp           Fa skoto ialahy
               tononkira.serasera.org        Mananjara soa

2. Misaotra Ray, Misaotra Ray,
Misaotra Ray fa tena tianay
Tena tianay ny miaraka aminao
Ny foko atolotro ho anao

3. Sampana efatra no misy aminay,
   Mavo sy maitso ary koa omrmf Mpamakilay
   Ao koa Mpiandalana,
  rlcbt  Satria izy ireo no lohalaharana ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antilin'i Madagasikara
Visites : 1151
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Finoana_Malazasoa
Date : 18/08/2022 19:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0689