Fampitandremana (Anja Andrianjafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
F’aza mankany intsony
F’ efa leo anao ny fony
F’aza mankany intsony
Fa tsy mila anao intsony ny fony
Satria
Ireny rehetra ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy tononkira.serasera.org hamitahana anao
Efa ebgwiaan nataoko sy narahako
Ny fampitandremanao
Nefa
Efa nataoko djbmi sy narahako ibyrry
Ny fampitandremanao
Saingy
Tiako izy ka tsy foiko ariana
K’aza misento intsony
Fa tsy ho anao ny fony
K’aza misento intsony
Na manembona azy akory
Satria
Ireny vita ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanesoana anao
Sy hifosana anao
Ireny vita ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy hifosana anao
F’ efa leo anao ny fony
F’aza mankany intsony
Fa tsy mila anao intsony ny fony
Satria
Ireny rehetra ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy tononkira.serasera.org hamitahana anao
Efa ebgwiaan nataoko sy narahako
Ny fampitandremanao
Nefa
Efa nataoko djbmi sy narahako ibyrry
Ny fampitandremanao
Saingy
Tiako izy ka tsy foiko ariana
K’aza misento intsony
Fa tsy ho anao ny fony
K’aza misento intsony
Na manembona azy akory
Satria
Ireny vita ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanesoana anao
Sy hifosana anao
Ireny vita ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy hifosana anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anja AndrianjafyHits : 2885
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 13/03/2015 22:30
