Voadiko (Andzombona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voadiko

               Izao andro anio izao
               Andro iray ho ahy sy ho anao
    eeefvm           Tafaray ny tia sy tiana
              Dia nifanao dina
              Natambatr’ilay fitia
              Vonona hiaradia
              Niaraha- nanao sonia ilay boky
              Fa efa nifanome toky

   FIV: Izao no voadiko, Ho tia anao aho
N’inona hidona e, N’inona cnxcstg hiatra
Ianao no tononkira.serasera.org vadiko, Hanaja anao aho
Ny amiko rehetra, ho anao tsy misy fetra

Indro amafisiko eto
Ireo toky izay nomeko
Fa ianao irery kveyrkph ihany
No mamiko eto antany
Ka na fifaliana
Na ho fahoriana
Tsy ataoko hampiova fo
Na ho ratsy na ho soa
FIV:
SOLO
FIV
Ny amiko rehetra ho anao tsy misy fetra (x3) ………… Fa aina no fetra

@Tanx rakotoarimanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Andzombona
Hits : 528
Likes : 1 Like
Created by : Tanx00
Date : 05/07/2024 09:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447