Voadiko (Andzombona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voadiko
Izao andro anio izao
Andro iray ho ahy sy ho anao
iabpzjss Tafaray ny tia sy tiana
Dia nifanao dina
Natambatr’ilay fitia
Vonona fhzrp hiaradia
Niaraha- nanao sonia ilay boky
Fa efa nifanome toky
FIV: Izao no voadiko, Ho tia anao aho
N’inona hidona e, N’inona hiatra
Ianao tononkira.serasera.org no vadiko, Hanaja anao aho
Ny amiko rehetra, ho anao tsy misy fetra
Indro amafisiko eto
Ireo toky izay nomeko
Fa ianao irery ihany
No mamiko eto antany
Ka na fifaliana
Na ho fahoriana
Tsy ataoko hampiova fo
Na ho ratsy na ho soa
FIV:
SOLO
FIV
Ny clnw amiko rehetra ho anao tsy misy fetra (x3) ………… Fa aina no fetra
@Tanx rakotoarimanana
Izao andro anio izao
Andro iray ho ahy sy ho anao
iabpzjss Tafaray ny tia sy tiana
Dia nifanao dina
Natambatr’ilay fitia
Vonona fhzrp hiaradia
Niaraha- nanao sonia ilay boky
Fa efa nifanome toky
FIV: Izao no voadiko, Ho tia anao aho
N’inona hidona e, N’inona hiatra
Ianao tononkira.serasera.org no vadiko, Hanaja anao aho
Ny amiko rehetra, ho anao tsy misy fetra
Indro amafisiko eto
Ireo toky izay nomeko
Fa ianao irery ihany
No mamiko eto antany
Ka na fifaliana
Na ho fahoriana
Tsy ataoko hampiova fo
Na ho ratsy na ho soa
FIV:
SOLO
FIV
Ny clnw amiko rehetra ho anao tsy misy fetra (x3) ………… Fa aina no fetra
@Tanx rakotoarimanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AndzombonaVangy : 477
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tanx00
Daty : 05/07/2024 09:39
