Voadiko (Andzombona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voadiko
Izao andro anio izao
Andro iray ho ahy sy ho anao
Tafaray ny tia sy tiana
nhgzjvt Dia nifanao dina
Natambatr’ilay fitia
Vonona hiaradia
Niaraha- nanao sonia ilay boky
Fa efa nifanome toky
FIV: Izao no voadiko, izape Ho tia anao aho
N’inona hidona e, N’inona hiatra
Ianao no vadiko, Hanaja anao aho
Ny amiko rehetra, ho anao tsy misy fetra
Indro amafisiko eto
Ireo toky izay nomeko
Fa ianao irery ihany
No mamiko eto antany
Ka na fifaliana
Na ho fahoriana
Tsy ataoko hampiova fo
Na ho ratsy fsyd na ho soa
FIV:
SOLO
FIV
Ny amiko tononkira.serasera.org rehetra ho anao tsy misy fetra (x3) ………… Fa aina no fetra
@Tanx rakotoarimanana
Izao andro anio izao
Andro iray ho ahy sy ho anao
Tafaray ny tia sy tiana
nhgzjvt Dia nifanao dina
Natambatr’ilay fitia
Vonona hiaradia
Niaraha- nanao sonia ilay boky
Fa efa nifanome toky
FIV: Izao no voadiko, izape Ho tia anao aho
N’inona hidona e, N’inona hiatra
Ianao no vadiko, Hanaja anao aho
Ny amiko rehetra, ho anao tsy misy fetra
Indro amafisiko eto
Ireo toky izay nomeko
Fa ianao irery ihany
No mamiko eto antany
Ka na fifaliana
Na ho fahoriana
Tsy ataoko hampiova fo
Na ho ratsy fsyd na ho soa
FIV:
SOLO
FIV
Ny amiko tononkira.serasera.org rehetra ho anao tsy misy fetra (x3) ………… Fa aina no fetra
@Tanx rakotoarimanana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AndzombonaVisites : 584
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tanx00
Date : 05/07/2024 09:39
